Manao ahoana tompoko,
Ilay tolotra NOVOS mamono biby kely ve misy fofona (mahery fofona)? Mety ho an'ny zaza 15mois (mety ho zakany ve raha atao ao antrano?).Mila "temps de pause" firy minitra eo izany? Ary ohatrinona moa izy io?Misaotra mialoha tompoko.
Question for:
AGRIVET - TANA DISTRIBUTION
AGRIVET - TANA DISTRIBUTION