Questions et Réponses pour Centre De Formation Pedagogique - Fianarantsoa

Here you will find questions & answers for Centre De Formation Pedagogique. All questions are checked and confirmed by our administrator.
Salama tompoko, ANDRY no anarako, mpianatra eny amin'ny oniversite ny Fianarantsoa ny tenako, saika mba hanotany hoe aiza ho aiza kay no misy anareo, le "centre de formation pedagogique Ambozontany"? fa za mbola tsy mahita ilay toerana nefa tena ilaiko, faharoa misy document mahakasika ny "histoire de l'enseignement à Fianarantsoa" ve ao aminareo, ny tena tiako dia nandritrin'ny fanjanahantany. Manomana memoire mantsy aho de mitady tahirin-kevitra mahakasika izay, ary farany saika mba tehahafantatra hoe mila miditra membre ve vao mahazo mamaky ny document ao aminareo sa tsy maintsy vidina sa afaka vakiana eo an-toerana fotsiny? Za mantsy tompoko mbola tsy mahay tsara ny fepetra ao aminareo.
Mankasitraka aminy famaliana tompoko ary faly aho raha hanoratra ny valiny any amin'ny adresse email-ko ianareo.

Posez des questions, Obtenez des réponses

Sign-in Required

Please sign-in or register in order to submit your question.

ConnexionRegister
BACK TO TOP